39 Hankalaza ny fety ho an’i Jehovah mandritra ny fito andro kosa ianareo, manomboka amin’ny andro faha-15 amin’ny volana fahafito, rehefa voangonareo ny vokatry ny tany.+ Fitsaharana tanteraka ny andro voalohany, ary fitsaharana tanteraka koa ny andro fahavalo.+