Nomery 1:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ny taranak’i Josefa avy amin’i Efraima,+ dia nalahatra araka ny anarany sy ny fianakaviany ary ny fianakaviambeny. Nisaina ny lehilahy rehetra 20 taona no ho miakatra efa afaka nanompo tao amin’ny tafika,
32 Ny taranak’i Josefa avy amin’i Efraima,+ dia nalahatra araka ny anarany sy ny fianakaviany ary ny fianakaviambeny. Nisaina ny lehilahy rehetra 20 taona no ho miakatra efa afaka nanompo tao amin’ny tafika,