Nomery 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia hanome fanatitra varimbazaha ho an’i Jehovah koa ilay manolotra fanatitra. Lafarinina tsara toto+ ampahafolon’ny efaha,* sady nafangaro menaka ampahefatry ny hina,* ilay fanatitra varimbazaha. Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:4 Fandalinana, Boky 2,
4 dia hanome fanatitra varimbazaha ho an’i Jehovah koa ilay manolotra fanatitra. Lafarinina tsara toto+ ampahafolon’ny efaha,* sady nafangaro menaka ampahefatry ny hina,* ilay fanatitra varimbazaha.