18 Ary hoy i Jehovah tamin’i Arona: “Ianao sy ny zanakao lahy ary ny fianakaviambenao no ho tompon’andraikitra raha misy manao fahadisoana ka mandoto ny toerana masina,+ ary ianao sy ny zanakao lahy no ho tompon’andraikitra raha misy manao fahadisoana mifandray amin’ny asan’ny mpisorona.+