Nomery 21:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Avelao izahay handalo ao amin’ny taninao. Tsy hivily ho eny amin’ny saha na tanimboaloboka izahay, sady tsy hisotro rano amin’izay lavadrano ao. Fa ny Lalan’ny Mpanjaka no handehananay, mandra-pahatafavoakanay ny taninao.”+ Nomery Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 21:22 gl 8-9 Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:22 Fandalinana, Boky 2, “Tany Soa,” p. 8-9
22 “Avelao izahay handalo ao amin’ny taninao. Tsy hivily ho eny amin’ny saha na tanimboaloboka izahay, sady tsy hisotro rano amin’izay lavadrano ao. Fa ny Lalan’ny Mpanjaka no handehananay, mandra-pahatafavoakanay ny taninao.”+