13 Ary ny ondrilahy kely tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha, nafangaro menaka, izay atao fanatitra varimbazaha. Hatao fanatitra dorana izany mba ho hanitra mahafinaritra,+ ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.