Nomery 32:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hiomana hiady foana anefa izahay,+ sady handeha eo alohan’ny Israelita, mandra-pitondranay azy any amin’ny taniny. Ny zanakay kosa hipetraka ao amin’ny tanàna misy manda, dia ho voaro amin’ny mponina eto amin’ity tany ity.
17 Hiomana hiady foana anefa izahay,+ sady handeha eo alohan’ny Israelita, mandra-pitondranay azy any amin’ny taniny. Ny zanakay kosa hipetraka ao amin’ny tanàna misy manda, dia ho voaro amin’ny mponina eto amin’ity tany ity.