Deoteronomia 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tadidio fa andevo tany Ejipta ianao, ka nampiasa ny tanany matanjaka sy ny sandriny mahery i Jehovah Andriamanitrao rehefa nitondra anao niala tany.+ Izany no antony nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao hitandrina ny andro sabata. Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:15 Fandalinana, Boky 2,
15 Tadidio fa andevo tany Ejipta ianao, ka nampiasa ny tanany matanjaka sy ny sandriny mahery i Jehovah Andriamanitrao rehefa nitondra anao niala tany.+ Izany no antony nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao hitandrina ny andro sabata.