Deoteronomia 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 ary ozona kosa raha tsy mankatò ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo,+ fa miala amin’ny lalana atoroko anareo anio ka manompo andriamani-kafa tsy fantatrareo.
28 ary ozona kosa raha tsy mankatò ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo,+ fa miala amin’ny lalana atoroko anareo anio ka manompo andriamani-kafa tsy fantatrareo.