Deoteronomia 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Amin’izay dia tsy hisy ran’olona tsy manan-tsiny ho latsaka+ eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao, ary tsy ho meloka ho nandatsa-dra ianao.+
10 Amin’izay dia tsy hisy ran’olona tsy manan-tsiny ho latsaka+ eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao, ary tsy ho meloka ho nandatsa-dra ianao.+