-
Deoteronomia 26:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Tsy nihinanako ireny tamin’izaho nisaona, ary tsy nakako tamin’izaho naloto, sady tsy nanomezako ho an’ny maty. Efa nankatò ny tenin’i Jehovah Andriamanitro aho sady nanao araka ny didy rehetra nomenao ahy.
-