-
Deoteronomia 29:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia hosarahin’i Jehovah amin’ny foko rehetra eo amin’ny Israely izy ka hataony tratran’ny loza, araka ny ozona rehetra ao amin’ilay fifanekena voasoratra ato amin’ity boky misy ny Lalàna ity.
-