Deoteronomia 33:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hoy indray izy momba an’i Naftaly:+ “Voky fankasitrahana i Naftaly,Ary tototry ny fitahian’i Jehovah. Alaivo ho anao ny tany any andrefana sy ny any atsimo.” Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:23 Fandalinana, Boky 2,
23 Hoy indray izy momba an’i Naftaly:+ “Voky fankasitrahana i Naftaly,Ary tototry ny fitahian’i Jehovah. Alaivo ho anao ny tany any andrefana sy ny any atsimo.”