-
Josoa 8:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Hivoaka avy ao amin’izay iafenanareo ianareo avy eo, ka haka an’ilay tanàna. Dia hataon’i Jehovah Andriamanitrareo resinareo izy io.
-