FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 8:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary ny Israely rehetra, sy ny anti-panahy, sy ny mpifehy, ary ny mpitsara teo aminy, dia nitsangana teo amin’ny andaniny sy ankilany amin’ny Vata, teo anoloan’ny Levita mpisorona izay nilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah. Teo koa na ny vahiny na ny teratany.+ Nitsangana teo anoloan’ny Tendrombohitra Gerizima ny antsasak’izy ireo, ary teo anoloan’ny Tendrombohitra Ebala+ ny antsasany, araka izay efa nandidian’i Mosesy mpanompon’i Jehovah,+ mba hilaza an’izay fitahiana ho azon’ny vahoakan’Israely.

  • Josoa
    Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025
    • 8:33 w97 1/2 30; w96 15/6 14; w93 15/6 6

  • Josoa
    Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019
    • 8:33

      Fandalinana, Boky 1,

      Ny Tilikambo Fiambenana,

      1/2/1997, p. 30

      15/6/1996, p. 14

      15/6/1993, p. 6

      15/3/1987, p. 21-22

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara