Josoa 21:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Ary nataon’i Jehovah nilamina tanteraka ny tanin’izy ireo, araka ny fianianana nataony tamin’ny razamben’izy ireo,+ ka tsy nisy nahatohitra azy ny fahavalony rehetra na iray aza.+ Nataon’i Jehovah resin’izy ireo daholo ny fahavalony.+ Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:44 Fandalinana, Boky 2,
44 Ary nataon’i Jehovah nilamina tanteraka ny tanin’izy ireo, araka ny fianianana nataony tamin’ny razamben’izy ireo,+ ka tsy nisy nahatohitra azy ny fahavalony rehetra na iray aza.+ Nataon’i Jehovah resin’izy ireo daholo ny fahavalony.+