Mpitsara 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Niditra tao an-tranon’i Mika izy dimy lahy ka naka ny sary sokitra sy ny efoda sy ny sarivongana terafima* ary ny sarivongana metaly.* Dia hoy ilay mpisorona tamin’izy ireo: “Fa inona ity ataonareo?”
18 Niditra tao an-tranon’i Mika izy dimy lahy ka naka ny sary sokitra sy ny efoda sy ny sarivongana terafima* ary ny sarivongana metaly.* Dia hoy ilay mpisorona tamin’izy ireo: “Fa inona ity ataonareo?”