1 Samoela 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia hoy i Saoly: ‘Homeko azy i Mikala mba hamandrihana azy, ka hamelezan’ny Filistinina azy.’+ Niteny fanindroany tamin’i Davida àry i Saoly hoe: “Ho lasa vinantolahiko* ianao androany.” 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:21 Fandalinana, Boky 1,
21 Dia hoy i Saoly: ‘Homeko azy i Mikala mba hamandrihana azy, ka hamelezan’ny Filistinina azy.’+ Niteny fanindroany tamin’i Davida àry i Saoly hoe: “Ho lasa vinantolahiko* ianao androany.”