2 Samoela 7:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa ianao, ry Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, no niteny tamin’ny mpanomponao hoe: ‘Hanao trano* ho anao aho.’+ Izany no mahatonga ny mpanomponao ho sahy hanao an’izao vavaka izao aminao.
27 Fa ianao, ry Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, no niteny tamin’ny mpanomponao hoe: ‘Hanao trano* ho anao aho.’+ Izany no mahatonga ny mpanomponao ho sahy hanao an’izao vavaka izao aminao.