2 Samoela 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia hoy izy: “Nifady hanina+ sy nitomany foana aho tamin’ny mbola velona ilay zaza, satria nieritreritra aho hoe: ‘Iza moa no mahalala sao dia mba hangoraka ahy ihany i Jehovah, ka hamela an’ilay zaza ho velona?’+
22 Dia hoy izy: “Nifady hanina+ sy nitomany foana aho tamin’ny mbola velona ilay zaza, satria nieritreritra aho hoe: ‘Iza moa no mahalala sao dia mba hangoraka ahy ihany i Jehovah, ka hamela an’ilay zaza ho velona?’+