-
1 Mpanjaka 7:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nisy varavarankely telo andalana ilay trano, ary nisy sisiny ipetrahany ireo varavarankely ireo. Nisy varavarankely nifanandrify taminy ny varavarankely tsirairay teo amin’ireo ambaratonga telo ireo.
-