1 Mpanjaka 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nanorina ny Trano* Maro Andry izy, ka nataony 50 hakiho ny lavany ary 30 hakiho ny sakany. Nisy lala-mitafo nisy andry sy tafokely teo anoloan’izy io. 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:6 Fandalinana, Boky 2,
6 Ary nanorina ny Trano* Maro Andry izy, ka nataony 50 hakiho ny lavany ary 30 hakiho ny sakany. Nisy lala-mitafo nisy andry sy tafokely teo anoloan’izy io.