1 Mpanjaka 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nanorina ny Tranon’ny* Seza Fiandrianana+ na ny Trano Fitsarana+ koa izy, ka tao izy no nitsara. Norakofana hazo sedera ilay izy, nanomboka teo amin’ny gorodona ka hatreny amin’ireo hazo mitondra ny tafo. 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:7 Fandalinana, Boky 2,
7 Nanorina ny Tranon’ny* Seza Fiandrianana+ na ny Trano Fitsarana+ koa izy, ka tao izy no nitsara. Norakofana hazo sedera ilay izy, nanomboka teo amin’ny gorodona ka hatreny amin’ireo hazo mitondra ny tafo.