1 Mpanjaka 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Toy ny sakan’ny felatanana* ny hatevin’ilay Ranomasina, ary natao hoatran’ny molotra kaopy ny molony, mitovy amin’ny felana lisy. Antonona rano 2 000 bata* ilay izy. 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:26 w08 1/2 15; w05 1/12 19 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:26 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2008, p. 151/12/2005, p. 19
26 Toy ny sakan’ny felatanana* ny hatevin’ilay Ranomasina, ary natao hoatran’ny molotra kaopy ny molony, mitovy amin’ny felana lisy. Antonona rano 2 000 bata* ilay izy.