-
1 Mpanjaka 7:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Nisy kodiarana varahina efatra ny kalesy tsirairay, ary nisy varahina lavalava nihodinan’ireo kodiarana. Ny zorony efatra tamin’ny kalesy no tohana nihazona an’ireo. Nisy haingonkaingony nivohitra sady nitohitohy ny sisin’ny tohana tsirairay teo ambany kovetabe.
-