-
1 Mpanjaka 7:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Nisy hoatran’ny satroboninahitra teo amin’ny vavan’ilay kovetabe, ary iray hakiho ny avy eo amin’ny vodin’ilay kovetabe hatreo amin’ny sisiny ambany amin’ilay satroboninahitra. Boribory ny vavany, ary iray hakiho sy sasany ny fitambaran’ny haavon’ilay izy sy ny tohany. Ary nisy sary sokitra teo amin’ilay satroboninahitra. Efajoro ireo takelaka teo amin’izy io, fa tsy boribory.
-