-
1 Mpanjaka 7:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Toy ny kodiaran-tsarety no nanaovana ny kodiarany. Natao tamin’ny metaly narendrika daholo, na ireo tohana nihazona azy, na ny tena kodiarana, na ny rantsany, na ny ivon-kodiarana.
-