1 Mpanjaka 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nanamboatra ampinga kely* 300 tamin’ny volamena misy fangarony koa izy, ka volamena milanja telo mina* no nandrakofany ny ampinga kely tsirairay. Dia napetraky ny mpanjaka tao amin’ny Trano Alan’i Libàna+ ireo. 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:17 Fandalinana,
17 Nanamboatra ampinga kely* 300 tamin’ny volamena misy fangarony koa izy, ka volamena milanja telo mina* no nandrakofany ny ampinga kely tsirairay. Dia napetraky ny mpanjaka tao amin’ny Trano Alan’i Libàna+ ireo.