1 Mpanjaka 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nitranga izany noho ny fahotana nataony, tamin’izy nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah ka nanahaka an’i Jeroboama, sy noho ny fahotana nataon’ny Israely noho ny fitaomany.+
19 Nitranga izany noho ny fahotana nataony, tamin’izy nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah ka nanahaka an’i Jeroboama, sy noho ny fahotana nataon’ny Israely noho ny fitaomany.+