-
1 Mpanjaka 19:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nilaozan’i Elisa teo àry ny omby ka nihazakazaka nanaraka an’i Elia izy, ary niteny hoe: “Avelao aho aloha, azafady, mba hanoroka ny ray aman-dreniko, ary hanaraka anao aho avy eo.” Dia hoy i Elia: “Mandehana miverina, fa izaho angaha moa manakana anao e!”
-