2 Mpanjaka 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia azon’izy ireo ilay tanàna+ rehefa hifarana ny telo taona. Tamin’ny taona fahenina nanjakan’i Hezekia no azon’izy ireo i Samaria, izany hoe ny taona fahasivy nanjakan’i Hosea mpanjakan’ny Israely. 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:10 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
10 Dia azon’izy ireo ilay tanàna+ rehefa hifarana ny telo taona. Tamin’ny taona fahenina nanjakan’i Hezekia no azon’izy ireo i Samaria, izany hoe ny taona fahasivy nanjakan’i Hosea mpanjakan’ny Israely.