2 Mpanjaka 21:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny be dia be i Manase ka nofenoiny ra i Jerosalema.+ Efa nahatonga ny Joda hanota koa izy, ka nanjary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy ireo. 2 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 21:16 si 74 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:16 “Soratra Rehetra,” p. 74
16 Ary nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny be dia be i Manase ka nofenoiny ra i Jerosalema.+ Efa nahatonga ny Joda hanota koa izy, ka nanjary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy ireo.