2 Mpanjaka 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tatỳ aoriana, dia hoy i Hilkia mpisoronabe tamin’i Safana mpitan-tsoratra:+ “Hitako tao an-tranon’i Jehovah ny boky misy ny Lalàna.”+ Dia nomeny an’i Safana ilay boky, ka novakin’i Safana.+ 2 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 22:8 w90 15/10 28 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:8 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/1990, p. 28
8 Tatỳ aoriana, dia hoy i Hilkia mpisoronabe tamin’i Safana mpitan-tsoratra:+ “Hitako tao an-tranon’i Jehovah ny boky misy ny Lalàna.”+ Dia nomeny an’i Safana ilay boky, ka novakin’i Safana.+