2 Mpanjaka 16:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nafindrany nankeo avaratry ny alitarany ilay alitara varahina+ teo anatrehan’i Jehovah, izay teo anoloan’ilay trano, teo anelanelan’ny alitarany sy ny tranon’i Jehovah.
14 Dia nafindrany nankeo avaratry ny alitarany ilay alitara varahina+ teo anatrehan’i Jehovah, izay teo anoloan’ilay trano, teo anelanelan’ny alitarany sy ny tranon’i Jehovah.