-
1 Tantara 4:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Niantso an’ilay Andriamanitry ny Israely i Jabeza, ka niteny hoe: “Mba tahio re aho dia itaro ny faritry ny taniko e! Ary enga anie ianao hanampy ahy sy hiaro ahy amin’ny loza, dia amin’izay tsy hisy zava-dratsy hanjo ahy!” Dia nomen’Andriamanitra azy izay nangatahiny.
-