9 Nalain’izy ireo àry ny zavatra teny amin’ny fatin’i Saoly, dia notapahiny ny lohany, ary nalainy ny fiadiany. Ary naniraka olona handeha eran’ny tanin’ny Filistinina izy ireo, mba hilaza an’ilay vaovao tany amin’ny tranon’ny sampiny+ sy tamin’ny vahoaka.