-
2 Tantara 9:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hoderaina anie i Jehovah Andriamanitrao izay nankasitraka anao, ka nametraka anao eo amin’ny seza fiandrianany, mba ho mpanjaka hisolo tena an’i Jehovah Andriamanitrao! Tian’Andriamanitrao ny Israely+ sady tiany haharitra mandrakizay, ka notendreny ho mpanjakan’izy ireo ianao, mba hanao ny rariny sy ny hitsiny.”
-