2 Tantara 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nomen’ilay mpanjakavavin’i Sheba volamena 120 talenta* i Solomona Mpanjaka,+ sady nomeny menaka balsama be dia be sy vatosoa.+ Tsy nisy nitondra menaka balsama be dia be hoatran’ilay nomeny an’i Solomona intsony tany taorian’izay. 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:9 Fandalinana, Boky 2,
9 Dia nomen’ilay mpanjakavavin’i Sheba volamena 120 talenta* i Solomona Mpanjaka,+ sady nomeny menaka balsama be dia be sy vatosoa.+ Tsy nisy nitondra menaka balsama be dia be hoatran’ilay nomeny an’i Solomona intsony tany taorian’izay.