-
2 Tantara 22:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba. Izy ireo mantsy no mpanolo-tsaina azy taorian’ny nahafatesan’ny rainy, ka nitondra loza ho azy.
-