2 Tantara 33:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa nasain’i Jehovah notafihin’ny lehiben’ny tafiky ny mpanjakan’i Asyria izy ireo. Dia nosamborin’ireny sy nasiany faraingo* i Manase. Nasiany gadra varahina roa koa ny tongony, dia nentiny tany Babylona izy. 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:11 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1988, p. 28
11 Koa nasain’i Jehovah notafihin’ny lehiben’ny tafiky ny mpanjakan’i Asyria izy ireo. Dia nosamborin’ireny sy nasiany faraingo* i Manase. Nasiany gadra varahina roa koa ny tongony, dia nentiny tany Babylona izy.