2 Tantara 36:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ankoatra izany, dia nataon’i Neko+ mpanjakan’i Ejipta ho mpanjakan’i Joda sy Jerosalema i Eliakima rahalahin’i Joahaza, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Nalainy kosa i Joahaza rahalahiny, ka nentiny tany Ejipta.+
4 Ankoatra izany, dia nataon’i Neko+ mpanjakan’i Ejipta ho mpanjakan’i Joda sy Jerosalema i Eliakima rahalahin’i Joahaza, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Nalainy kosa i Joahaza rahalahiny, ka nentiny tany Ejipta.+