-
Ezra 4:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Izao no taratasy nalefan’ny mpanjaka ho an’i Rehoma lehiben’ny tompon’andraiki-panjakana, sy Simsay mpanoratra, sy ny mpiara-miasa aminy sasany nipetraka tany Samaria, ary ny olona sisa tavela tatỳ amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano:
“Miarahaba anareo aho!
-