5 Nataon’Andriamanitro tao am-poko anefa ny hamory ny olona ambony sy ny solontenam-panjakana ary ny vahoaka, mba hosoratana anarana ao amin’ny tetirazana izy ireo.+ Dia hitako ilay boky misy ny tetirazan’ireo tafaverina voalohany avy tany an-tsesitany, ka hitako voasoratra tao hoe: