Estera 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy koa i Hamana: “Angaha izay ihany! Izaho irery no nasain’i Estera vadin’ny mpanjaka, mba hiaraka tamin’ny mpanjaka tany amin’ilay fanasana nataony.+ Dia mbola nasainy hiaraka aminy sy ny mpanjaka koa aza aho rahampitso.+
12 Hoy koa i Hamana: “Angaha izay ihany! Izaho irery no nasain’i Estera vadin’ny mpanjaka, mba hiaraka tamin’ny mpanjaka tany amin’ilay fanasana nataony.+ Dia mbola nasainy hiaraka aminy sy ny mpanjaka koa aza aho rahampitso.+