Salamo 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ry Andriamanitro tia rariny+ ô, valio aho rehefa miantso anao. Ataovy mahita lalan-kivoahana* amin’ny fahoriako aho. Iantrao aho, ka henoy ny vavaka ataoko. Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:1 w11 15/5 31 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:1 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2011, p. 31
4 Ry Andriamanitro tia rariny+ ô, valio aho rehefa miantso anao. Ataovy mahita lalan-kivoahana* amin’ny fahoriako aho. Iantrao aho, ka henoy ny vavaka ataoko.