Salamo 22:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa tsy ataony tsinontsinona na hoe odiany tsy hita ny fahorian’ny olona mijaly;+Tsy mba mihodina tsy hijery azy Izy.*+ Henoiny kosa ny olona mijaly rehefa miantso vonjy aminy.+ Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 22:24 w05 1/8 26-27 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:24 Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/2005, p. 26-27
24 Fa tsy ataony tsinontsinona na hoe odiany tsy hita ny fahorian’ny olona mijaly;+Tsy mba mihodina tsy hijery azy Izy.*+ Henoiny kosa ny olona mijaly rehefa miantso vonjy aminy.+