Salamo 48:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Diniho tsara ny dongon-tany* miaro azy.+ Jereo tsara ny tilikambo voaro mafy eo aminy,Mba hisy hotantarainareo amin’ny taranaka any aoriana. Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 48:13 w15 15/7 9 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 48:13 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2015, p. 9
13 Diniho tsara ny dongon-tany* miaro azy.+ Jereo tsara ny tilikambo voaro mafy eo aminy,Mba hisy hotantarainareo amin’ny taranaka any aoriana.