Salamo 53:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hatahotra be anefa izy ireo,Dia tahotra izay mbola tsy tsapany hatramin’izay.*Fa haparitak’Andriamanitra ny taolan’izay manafika anareo.* Hataonareo afa-baraka izy ireo satria efa nolavin’i Jehovah.
5 Hatahotra be anefa izy ireo,Dia tahotra izay mbola tsy tsapany hatramin’izay.*Fa haparitak’Andriamanitra ny taolan’izay manafika anareo.* Hataonareo afa-baraka izy ireo satria efa nolavin’i Jehovah.