Salamo 68:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Teneno mafy ny bibidia any anaty bararata,Ny andian’ombilahy+ sy ny zanany,Mandra-piankohok’ireo firenena sy hitondrany* volafotsy. Aparitany kosa ireo firenena tia ady. Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 68:30 w06 1/6 10 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 68:30 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/2006, p. 10
30 Teneno mafy ny bibidia any anaty bararata,Ny andian’ombilahy+ sy ny zanany,Mandra-piankohok’ireo firenena sy hitondrany* volafotsy. Aparitany kosa ireo firenena tia ady.