Salamo 71:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Andriamanitro ô, vonjeo eo an-tanan’ny ratsy fanahy aho,+Dia eo am-pelatanan’ny mpampijaly manao ny tsy rariny.
4 Andriamanitro ô, vonjeo eo an-tanan’ny ratsy fanahy aho,+Dia eo am-pelatanan’ny mpampijaly manao ny tsy rariny.